[00:14.12] Isekely ihany no mba mamiko [00:18.09] Faniriko hatry ny elabe [00:22.59] Masoandroko, fifaliako [00:26.70] Ka tsy mety ho adinoko [00:31.13] Isekely ihany no fitaratra [00:35.26] Itarafana ny fiainana [00:39.47] Na ny masonao [00:41.69] na ny tsikinao [00:43.92] Manome fanantenana [00:48.18] Mba omeo sary [00:52.28] Ataoko ambany ondana [00:56.46] Hiantsoana ny nofy [01:00.43] Nofinofin-tsika roa [01:04.43] Misy zavatra tsy laitrako [01:08.44] Manahirana ny saiko [01:12.47] Tsy mampatory [01:14.75] andro aman'alina [01:16.89] Fa mampifoha maraina [01:20.99] Tsy maintsy hianatra maraina [01:25.43] Mbola hiverina ny hariva [01:29.56] Dia hitsena, sy hanatitra [01:33.60] Sao misy manadala [01:38.17] Mampivezivezy [01:42.28] Ianao sy ny fianarana [01:46.71] Nefa ny fiainana [01:50.97] Tsy vitan'ny fitiavana [01:54.33] [01:58.80] Isekely nefa tsy foiko [02:02.65] Na dia mampijaly foana [02:06.84] Ianao no volana, ianao no kintana [02:11.35] Fanilon'ny foko [02:15.27] Isekely no mba secret -ko [02:19.27] Tsy lazaiko an'iza n'iza [02:23.04] Hanamboarako hanoratako [02:27.77] Hirahira vaovao [02:32.48] Toa voninkazo [02:36.18] Mbola ho ela vao halazo [02:41.13] Ilay fitiavako [02:44.83] Ny fitiavako anao [02:50.88]