Hendry

Hendry 歌词

歌曲 Hendry
歌手 Tarika Sammy
专辑 Putumayo Presents: African Playground
下载 Image LRC TXT
[ti:Hendry]
[ar:Tarika Sammy (Madagascar) ]
[al:African Playground]
[length:03:56]
[au:]
[00:36.30] Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba
[00:39.79] Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa
[00:43.80] 'zay misaraka dia fasika
[00:47.29] F'izay mitambatra dia vato
[01:11.99] Ny hazo tokana anie tsy mba ala
[01:15.24] Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao
[01:19.23] Ny entan-jaray mora zaka
[01:22.48] Ny firaisan-kina ihany no hery
[02:42.23] Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery
[02:45.99] Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka
[02:49.24] Ny maty aza te ho maro
[02:52.24] Ary ny be ihany no basy
[02:56.74][00:50.80][01:26.23]
[03:10.43] 'ray donak'afo hono iray dinidinika
[03:14.18] Valala iray aza hono hifanapahana
[03:17.93] 'zay iray vatsy iray aina
[03:21.42] Izaho ho tokinao, ianao ho tokiko
Hendry 歌词
YouTube搜索结果 (转至YouTube)