| [00:14.12] |
Isekely ihany no mba mamiko |
| [00:18.09] |
Faniriko hatry ny elabe |
| [00:22.59] |
Masoandroko, fifaliako |
| [00:26.70] |
Ka tsy mety ho adinoko |
| [00:31.13] |
Isekely ihany no fitaratra |
| [00:35.26] |
Itarafana ny fiainana |
| [00:39.47] |
Na ny masonao |
| [00:41.69] |
na ny tsikinao |
| [00:43.92] |
Manome fanantenana |
| [00:48.18] |
Mba omeo sary |
| [00:52.28] |
Ataoko ambany ondana |
| [00:56.46] |
Hiantsoana ny nofy |
| [01:00.43] |
Nofinofin-tsika roa |
| [01:04.43] |
Misy zavatra tsy laitrako |
| [01:08.44] |
Manahirana ny saiko |
| [01:12.47] |
Tsy mampatory |
| [01:14.75] |
andro aman'alina |
| [01:16.89] |
Fa mampifoha maraina |
| [01:20.99] |
Tsy maintsy hianatra maraina |
| [01:25.43] |
Mbola hiverina ny hariva |
| [01:29.56] |
Dia hitsena, sy hanatitra |
| [01:33.60] |
Sao misy manadala |
| [01:38.17] |
Mampivezivezy |
| [01:42.28] |
Ianao sy ny fianarana |
| [01:46.71] |
Nefa ny fiainana |
| [01:50.97] |
Tsy vitan'ny fitiavana |
| [01:54.33] |
|
| [01:58.80] |
Isekely nefa tsy foiko |
| [02:02.65] |
Na dia mampijaly foana |
| [02:06.84] |
Ianao no volana, ianao no kintana |
| [02:11.35] |
Fanilon'ny foko |
| [02:15.27] |
Isekely no mba secret -ko |
| [02:19.27] |
Tsy lazaiko an'iza n'iza |
| [02:23.04] |
Hanamboarako hanoratako |
| [02:27.77] |
Hirahira vaovao |
| [02:32.48] |
Toa voninkazo |
| [02:36.18] |
Mbola ho ela vao halazo |
| [02:41.13] |
Ilay fitiavako |
| [02:44.83] |
Ny fitiavako anao |
| [02:50.88] |
|