Lendrema

Lendrema 歌词

歌曲 Lendrema
歌手 Mahaleo
专辑 Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo)
下载 Image LRC TXT
Lasa hono Lendrema
Zanakalahin-dRalaitelofera nandeha niala an’Ankazomalaza
Ia ô ia ô ia ia ia ô
Lendrema maditra mamalivaly ny ray aman-dreny
manao kamokamo mitsoaka raharaha
Ia ô ia ô ia ia ia ô
Naka fiarakodia Lendrema maditra
Lasa nitsoaka any Antananarivo
Ia ô ia ô ia ia ia ô
Tsy hita intsony Lendrema
Nitomany àry i Dada sy i Neny
Ka nitomany àry izoky sy izandry
Ia ô ia ô ia ia ia ô
Any Anjanamasina
no ahitana an’i Ndrema adala no ahitana ny zaza maditra
Ia ô ia ô ia ia ia ô
Nandeha nody any Ankazomalaza i Lendrema
Avy nositranina fa lasa adala
tany an-dafy andrefan’Antananarivo
Nandeha nody any Ankazomalaza i Lendrema
Voavelively fa zaza maditra
tany an-dafy andrefan’Antananarivo
Tonga soa Lendrema, tonga soa ilery e
Faly izy leisy ka faly izy leisy Razandry a
Ory vola, ory harena i Lendrema
Tsy nahita asa ka nivezivezy
tany ambanivohitry ray aman-dreniny
Tonga soa Lendrema, tonga soa ilery e,
Very izy leisy ka very izy leisy Razandry a
Halan’olona any Ankazomalaza i Lendrema
ka tandritandremana sao dia maditra
Voatenitenin-dry zareo fokonolona
Nony maty i Lendrema
dia lambamena gony
sy vatam-paty natao tamin’ny kesika ny azy a
Nony maty i Lendrema
tsisy nandevina zandry a
Ity tantara ity dia tantaran’i Ndrema
Ilay natao hoe Ndrema tena matin’ny ditra
Rehefa maty i Ndrema ho ela velona ny zanany
Zanak’i Ndrema: zanaka jomaka
Zanaka jomaka hono aho ho’aho
Jomaka
Ka mirenireny foana eny an-dalana
Bôfinay mitady hidegà
Hidegà
ka midegadegadegany eny an-dalana
Dadanay efa tsy eo intsony
Tsy eo intsony
Efa matimaty foana tamin’ny rotaka
Zanak’i Ndrema
Zaza kamboty navelan’i Ndrema
Teraka latsaka tany an-tsena
Jomaka
Zanak’i Ndrema
Zanak’andevo tsy mahate ho tia
Zaza maditra tsy vita sonia
Jomaka
Izy izy izy no zana-bahoaka
Na zanaka jomaka aza izy e
nahoana no ihomehezana fotsiny
na atahorana?
Zanak’i Ndrema
Tsy misy vola hividianana vary
Mangarom-paosy dia mamaky trano
Jomaka
Zanak’i Ndrema
Tsy misy dada tsy misy neny
Ny arabe solon-dray aman-dreny
Jomaka
Zanak’i Ndrema
zanaka jomaka zanak’aliaka
Jomaka
Zanak’i Ndrema
mizara vary am’zanak’aliaka
Jomaka
Izy, izy, izy no zana-bahoaka
Tsy hita intsony Lendrema
nitomany àry i Dada sy i Neny,
nitomany àry izoky sy izandry.
Ia ô ia ô ia ia ia ô
Lasa hono Lendrema
Zanakalahin-dRalaitelofera nandeha niala an' Ankazomalaza
Ia ia ia ia ia
Lendrema maditra mamalivaly ny ray aman-dreny
manao kamokamo mitsoaka raharaha
Ia ia ia ia ia
Naka fiarakodia Lendrema maditra
Lasa nitsoaka any Antananarivo
Ia ia ia ia ia
Tsy hita intsony Lendrema
Nitomany ry i Dada sy i Neny
Ka nitomany ry izoky sy izandry
Ia ia ia ia ia
Any Anjanamasina
no ahitana an' i Ndrema adala no ahitana ny zaza maditra
Ia ia ia ia ia
Nandeha nody any Ankazomalaza i Lendrema
Avy nositranina fa lasa adala
tany an-dafy andrefan' Antananarivo
Nandeha nody any Ankazomalaza i Lendrema
Voavelively fa zaza maditra
tany an-dafy andrefan' Antananarivo
Tonga soa Lendrema, tonga soa ilery e
Faly izy leisy ka faly izy leisy Razandry a
Ory vola, ory harena i Lendrema
Tsy nahita asa ka nivezivezy
tany ambanivohitry ray aman-dreniny
Tonga soa Lendrema, tonga soa ilery e,
Very izy leisy ka very izy leisy Razandry a
Halan' olona any Ankazomalaza i Lendrema
ka tandritandremana sao dia maditra
Voatenitenin-dry zareo fokonolona
Nony maty i Lendrema
dia lambamena gony
sy vatam-paty natao tamin' ny kesika ny azy a
Nony maty i Lendrema
tsisy nandevina zandry a
Ity tantara ity dia tantaran' i Ndrema
Ilay natao hoe Ndrema tena matin' ny ditra
Rehefa maty i Ndrema ho ela velona ny zanany
Zanak' i Ndrema: zanaka jomaka
Zanaka jomaka hono aho ho' aho
Jomaka
Ka mirenireny foana eny an-dalana
B finay mitady hideg
Hideg
ka midegadegadegany eny an-dalana
Dadanay efa tsy eo intsony
Tsy eo intsony
Efa matimaty foana tamin' ny rotaka
Zanak' i Ndrema
Zaza kamboty navelan' i Ndrema
Teraka latsaka tany an-tsena
Jomaka
Zanak' i Ndrema
Zanak' andevo tsy mahate ho tia
Zaza maditra tsy vita sonia
Jomaka
Izy izy izy no zana-bahoaka
Na zanaka jomaka aza izy e
nahoana no ihomehezana fotsiny
na atahorana?
Zanak' i Ndrema
Tsy misy vola hividianana vary
Mangarom-paosy dia mamaky trano
Jomaka
Zanak' i Ndrema
Tsy misy dada tsy misy neny
Ny arabe solon-dray aman-dreny
Jomaka
Zanak' i Ndrema
zanaka jomaka zanak' aliaka
Jomaka
Zanak' i Ndrema
mizara vary am' zanak' aliaka
Jomaka
Izy, izy, izy no zana-bahoaka
Tsy hita intsony Lendrema
nitomany ry i Dada sy i Neny,
nitomany ry izoky sy izandry.
Ia ia ia ia ia
Lasa hono Lendrema
Zanakalahin-dRalaitelofera nandeha niala an' Ankazomalaza
Ia ia ia ia ia
Lendrema maditra mamalivaly ny ray aman-dreny
manao kamokamo mitsoaka raharaha
Ia ia ia ia ia
Naka fiarakodia Lendrema maditra
Lasa nitsoaka any Antananarivo
Ia ia ia ia ia
Tsy hita intsony Lendrema
Nitomany ry i Dada sy i Neny
Ka nitomany ry izoky sy izandry
Ia ia ia ia ia
Any Anjanamasina
no ahitana an' i Ndrema adala no ahitana ny zaza maditra
Ia ia ia ia ia
Nandeha nody any Ankazomalaza i Lendrema
Avy nositranina fa lasa adala
tany an-dafy andrefan' Antananarivo
Nandeha nody any Ankazomalaza i Lendrema
Voavelively fa zaza maditra
tany an-dafy andrefan' Antananarivo
Tonga soa Lendrema, tonga soa ilery e
Faly izy leisy ka faly izy leisy Razandry a
Ory vola, ory harena i Lendrema
Tsy nahita asa ka nivezivezy
tany ambanivohitry ray aman-dreniny
Tonga soa Lendrema, tonga soa ilery e,
Very izy leisy ka very izy leisy Razandry a
Halan' olona any Ankazomalaza i Lendrema
ka tandritandremana sao dia maditra
Voatenitenin-dry zareo fokonolona
Nony maty i Lendrema
dia lambamena gony
sy vatam-paty natao tamin' ny kesika ny azy a
Nony maty i Lendrema
tsisy nandevina zandry a
Ity tantara ity dia tantaran' i Ndrema
Ilay natao hoe Ndrema tena matin' ny ditra
Rehefa maty i Ndrema ho ela velona ny zanany
Zanak' i Ndrema: zanaka jomaka
Zanaka jomaka hono aho ho' aho
Jomaka
Ka mirenireny foana eny an-dalana
B finay mitady hideg
Hideg
ka midegadegadegany eny an-dalana
Dadanay efa tsy eo intsony
Tsy eo intsony
Efa matimaty foana tamin' ny rotaka
Zanak' i Ndrema
Zaza kamboty navelan' i Ndrema
Teraka latsaka tany an-tsena
Jomaka
Zanak' i Ndrema
Zanak' andevo tsy mahate ho tia
Zaza maditra tsy vita sonia
Jomaka
Izy izy izy no zana-bahoaka
Na zanaka jomaka aza izy e
nahoana no ihomehezana fotsiny
na atahorana?
Zanak' i Ndrema
Tsy misy vola hividianana vary
Mangarom-paosy dia mamaky trano
Jomaka
Zanak' i Ndrema
Tsy misy dada tsy misy neny
Ny arabe solon-dray aman-dreny
Jomaka
Zanak' i Ndrema
zanaka jomaka zanak' aliaka
Jomaka
Zanak' i Ndrema
mizara vary am' zanak' aliaka
Jomaka
Izy, izy, izy no zana-bahoaka
Tsy hita intsony Lendrema
nitomany ry i Dada sy i Neny,
nitomany ry izoky sy izandry.
Ia ia ia ia ia
Lendrema 歌词
YouTube搜索结果 (转至YouTube)